EGYPTE ET MADAGASCAR : Une similarité profitable…

EGYPTE ET MADAGASCAR : Une similarité profitable… En analysant la situation des deux pays, on en déduit une trajectoire presque semblable ces dix dernières années que cet article nous montrera des points qu’il faut en prendre conscience. Une REVOLUTION, Mouvement populaire… et puis ? EGYPTE 2011: le « Printemps arabe », l’ancien président égyptien M. Moubarak était 30 ans au pouvoir, le peuple dénonça la violence surtout des force de l’ordre (le fameux 25 janvier : « journée de la police » jusqu’au 11 février 2011) ; Fondement de la révolution : « Liberté, égalité et le pain », Transition et instabilité…

voir plus

Ireo maresaka avy any DAGO…

Ireo maresaka avy any DAGO… Ireo maresaka avy any DAGO…Tao anatin’ny vanim-potoana fialan-tsasatra tokoa ny rehetra nadritr’izay telo volana lasa izay. Nisy ireo Malagasy monina eto Egypta no nandalo sy nitsidika ny tanindrazana. Rehefatafaverina indray eto amin’ity toerana ivahinianana ity anefa dia betsaka ireo liana sy manontany ny vaovao avy any Dago…     TOE-KARENA: Nivoaka ary naparitaka manerana ny nosy vao tsy ela akory izao ireo vola taratasy vaovao na dia nitarika resa-be ihany tamin’ny Facebook aza (tsy lahara- pahamehana; ratsy ny endrika indrindra fa ireo sary amin’ireo vola;…

voir plus