“GASY IHANY, GASY HATRANY…”

GASY IHANY, GASY HATRANY…” Matetika dia ilay horonan-tsary miaina (Cartoon) “Madagascar” iny no tonga ao an-tsaina indrindra fa ireo tera-tany vahiny vao miresaka momba an’i nosintsika. Nampahafantatra misimisy kokoa an’I Madagasikara ny Malagasy teto Egypta. Ny Alakamisy, faha 9 ny volana novambra 2017 no fotoana iray nampahafantarana an’I Madagasikara sy nanehoana ny hakantony tamin’ny alalan’ny hetsika iray nokarakarain’ireo mpianatra Afrikana ao amin’ny Oniversite Amerikana eto Egypta (American University in Cairo na AUC). Nisolo tena ary nandravaka io hetsika io ny sasany tamin’ireo Malagasy monina eto Egypta. “Africa in perspective” moa no…

voir plus