Firenena Arabo : “Inona no tena tsara ho fantatra ?”

Firenena Arabo : “Inona no tena tsara ho fantatra ?” “Maro no mieritreritra indrindra fa ny Malagasy fa rehefa “tany arabo” dia ratsy avokoa, feno jadona sy mijaly ny mpivahiny any amin’izany firenena izany… Mila fantarina tsara  anefa ilay firenena sy ny mponina ao aminy ary indrindra ny kolo-tsainan’izy ireo sy ny fomba amam-panaony.” Nanomboka ny taona 2013 dia namoaka lalàna ny fanjakana Malagasy nandràra ny fandefasana teratany Malagasy indrindra ireo mikasa ny hiasa any amin’ny firenana arabo toa an’I : Arabie Saoudite, Koweit, Liban, Dubai… Avy dia nitsara ny tsirairay fa…

voir plus