FIOFANANA MOMBAN’NY FAMBOLEM-BARY ETO AFRIKA NATAO TATY EGYPTA –

FIOFANANA MOMBAN’NY FAMBOLEM-BARY ETO AFRIKA NATAO TATY EGYPTA Ity fiofanana ity dia natao teto amin’ny renivohitry Egypta “Caire” niampy fiofanana fampiharana tamin’ny tanàna antsoina hoe “Tanta” nandritra ny enim-bolana (aprily hatramin’ny septambra). Maro ny vahiny nasain’ny firenena egyptiana ka nandraisan’ny firenena maro anjara indrindra ny teto Afrika. Tsy diso anjara tamin’izany isika Malagasy fa tonga ny Malagasy roa (2) avy amin’ny Ministera voakasik’izany (Fambolena) nisolo tena an’I Madagasikara.   Ny antony ny fiofanana moa raha araky ny vaovao sy ny fanazavana azo avy amin’izy ireo dia: “… Mbola tena sahirana…

voir plus