Fifidiana filoham-pirenena Egyptiana ny 26 – 28 martsa 2018

Fifidiana filoham-pirenena Egyptiana ny 26 – 28 martsa 2018.  “Hotontosaina amin’ny faran’izao volana martsa izao ny fifidianana izay ho filoham-pirenena Egyptiana, ary efa nanomboka hatramin’ny tapaky ny volana febroary lasa teo ny fampielezan-kevitra” Nanomboka ny taona 2013 no nipetraka ny rafitry ny governemanta Egyptiana rehefa lany tamin’ny salan’isan-jato 96% ny filoha am-perin’asa ankehitriny: Abdel Fattah Al-Sissi. Ireo filoha nifandimby teo alohan’ny moa dia samy lany tamin’ny alalan’ny fifidianana avokoa: M. Morsi (2012, nohon’ny fanonganam-panjakana nataon’ny miaramila tamin’ny 2013 anefa dia tsy naharitra ela izy teo amin’ny fitondrana), H. Moubarak (mpitondra…

voir plus