Fihaonan’ireo Malagasy teto Egypta tamin’i filohan’ny CAF AHMAD AHMAD

“Nisy ny fihaonana teo amin’ny Malagasy monina eto Egypta sy ny filohan’ny CAF na ny Vondrona iraisan’ny firenena Afrikanina ho an’ny Baolina kitra ny faran’ny herinandro lasa teo.” (Confédération Africaine de Football, somary sarotra ihany ilay dikan-teny) Nivaly ny hetaheta sy ny fangatahan’ireo Malagasy teto Egypta raha naniry hihaona amin’ny filohan’ny CAF AHMAD AHMAD na dia efa heritaona taty aorian’ny nahalany azy ho eo amin’izany toerany izany. Ny antony faniriana moa dia tsotra sy mazava fa nohon’ny fototra iraisana amin’ny maha samy Malagasy sy mpiray tanindrazana. Koa ny zoma 20…

voir plus

Firaisan-kina sy fitiavan-tanindrazana no hafatr`izy ireo

 Anisan`ny zavatra tena mahafinaritra tokoa ny fahaizan`ny malagasy mifandray sy mifanakatia na dia lavitra ny tanindrazana aza. Izany dia hita taratra tokoa amin`ny fifandraisana amin`ireo malagasy namana izay tonga mitsidika na tonga manao fiofanana eto. Anisan`ireo malagasy izay nitsidika sady tonga nanao fiofanana teto Egypte i Commissaire Lionel, mahafinaritra tokoa ny fiarahana taminy, satria nahatsapa fa tena mananjoky tokoa miaraka aminy; nahatsikaritra be tokoa ny fitiavan`ny egyptiana tanidrazana izy, ary ny faniriany dia ny mba hananantsika malagasy koa izany toetsaina tia tanidrazana izany. “Tokony haneho avo ny maha-malagasy antsika isika“ hoy izy, ary…

voir plus

Le port du voile, il relie la foi à une conviction personnelle

« Plusieurs personnes sont intéressées à la question du port du voile. La culture arabo – musulmane en est l’origine et d’autant plus qu’on est en Egypte, dans un pays où la majorité de la population est de confession musulmane: c’est une opportunité d’en savoir d’avantage sur  ce sujet. » La première question à laquelle les Malagasy se posent est souvent le « pourquoi ? » (Je me suis moi-même posée la question auparavant). Ainsi, voilà explicitement les raisons auxquelles les femmes portent le voile (des informations recueillis dans un  site sur un débat sur le…

voir plus

Egypte : les résultats officiels donnent la victoire d’Abdel Fattah Al-Sissi

Le président égyptien Abdel Fattah Al-Sissi a été réélu pour un second mandat avec 97,08 % des voix validées, soit près de 22 millions de voix, a annoncé lundi 2 avril l’Autorité nationale des élections. Le taux de participation, unique enjeu de ce scrutin sans compétition véritable, a été de 41,5 %, a par ailleurs précisé Lachine Ibrahim, président de l’autorité, lors d’une conférence de presse. Source: Le Monde

voir plus