Sarotra ny miaina : azo arindra anaty fanajana ny hafa anefa izany

“Rehefa lavitra ny tany niaviana tokoa ka mivahiny an-tanin’olona dia miova daholo ny zavatra rehetra toy ny fomba amam-panao, ny toetry ny fiaraha-monina, ny toe-tany sy ny toetr’andro, sns… Ilaina tokoa ny fahaizana mandanjalanja ny fihetsika sy izay atao rehetra ka anatin’izany ny fanajana ny hafa.” Ny faran’ny herinandro lasa teo moa dia nisy tranga iray izay tena nanaitra ny saiko ary tsy nety ny eritreritro raha tsy hizara izany anaty lahatsoratra. Teto amin’ny renivohitra “Caire” no nisehon’ilay tantara, nahiditra am-ponja ny vehivahy iray mpizaha-tany nohon’ny horonantsary navoakany tamin’ny pejy…

voir plus