Nifarana ny volana Ramadany, nankalaza izany ireo Malagasy monina eto Egypta

“Ny zoma 15 jona lasa teo no nifarana ny volana masina Ramadany ary ny fankalazan’izany dia mendrika fety izay fantatry ny maro amin’ny “EID AL-FITR”. Naresaka ny herinandro lasa teo ho an’ireo Malagasy monina eto Egypta nohon’ny fanomanana io fety io.” Mandritra ny volana Ramadany  moa dia mifady hanina ny mpino silamo, fomba izay tafiditra ao anatin’ny “cinq (5) piliers de l’islam” izy ity. Vao miposaka ny masoandro dia misy famantarana ho fanombohan’ny fifadin-kanina (sady tsy mahazo mihinana no tsy misotro), ary dia toy izany ihany koa rehefa milentika ny…

voir plus