Raki-tsora-pahatsiarovana navelan’I Ministra Malagasy iray nandalo teto Egypta

Rehefa nivahiny sy nihaona tamin’ireo mpianatra Malagasy teto Egypta ny ministry ny filaminana anatiny tamin’ny taona 1998 izay tsy iza fa Andriamatoa AZALY BEN MAROFO dia namela hafatra ho an’ny FMME izy. Tamin’izany fotoana moa dia mbola ireo mpianatra tao amin’ny oniversite Al-Azhar ihany no Malagasy nonina teto Egypta: mpianatra momban’ny  finoana silamo. Io oniversite io no lehibe indrindra maneran-tany natokana manokana ianarana ny finoana silamo ary manarak’azy ny any Arabie Saoudite. Taona maromaro taty aoriana (2004) vao nanomboka nisy mpianatra Malagasy tonga teto Egypta handrato fianarana amin’ireo oniversitem-panjakana misy…

voir plus