Fetim-pirenena nankalazain’ireo Malagasy monina eto Egypta

« Nahatsiaro ny nahazoan’I Madagasikara ny fahaleovan-tena ireo Malagasy monina eto Egypta ka nisy ny lanonana nokarakarain’ny fikambanan’ny mpianatra Malagasy eto Egypta ny Talata 26 jona 2018 lasa teo » Toy ny efa fanao isan-taona dia mankalaza ny fetim-pirenena ny Malagasy monina eto Egypta, natao tao amin’ny trano iombonan’ny Malagasy rehetra aty an-toerana ny lanonana. Nialohan’ny fetin’ny 26 jona dia tsy adino velively ny niala voly sy nitondra ireo ankizy nilalao arendrina teny amin’ny zaridaina iray teto amin’ny renivohitry Egypta : Le Caire. Ny lanonana dia notronin’ny filohan’ny fikambanana mivady : Andriamatoa Rajab Abdallah,…

voir plus