Arahaba nahatratra ny taona vaovao 2020

Fiarahabana ny Malagasy rehetra monina eto Egypta nahatratra ny taona vaovao 2020 Averina etoana sy an-tsoratra ny fiarahabana ny Malagasy rehetra monina eto Egypta ary ihany koa ireo any an-tanindrazana noho izao fahatratrarana ny taona vaovao 2020 izao. Maro tokoa hono ny hazo fa ny fary no mamy indrindra, ary maro ny androm-pifaiana fa miavaka hatrany ny fifampiarahabana nahatrratra ny taona vaovao. Iombonantsika Malagasy tokoa ny finoana ilay Nahary (Mpahary antsika olombelona sy ny zava-boary rehetra). Koa noho izany dia enga anie IZY hanome antsika hery sy tanjaka ary fahasalamana…

voir plus

Ne parlons plus de guerre, on a échappé au pire

Une guerre n’aura pas lieu (Voici les raisons), mais la suite reste toujours imprévisible… Côté USA : *Intensifier les sanctions économiques contre l’Iran (du « déjà vu » quand les USA en 2018 se sont retirés de l’accord sur le nucléaire signé en 2015, et puis c’est resté comme çà sans suite et sans guerre sauf que l’Iran en beaucoup souffert sur le plan économique) *Appel l’OTAN à avoir beaucoup plus d’engagement au Moyen Orient (c’est justement un désengagement des USA mais de manière indirecte genre pour se sauver la face. De plus,…

voir plus