Arahaba nahatratra ny taona vaovao 2020

Fiarahabana ny Malagasy rehetra monina eto Egypta nahatratra ny taona vaovao 2020

Averina etoana sy an-tsoratra ny fiarahabana ny Malagasy rehetra monina eto Egypta ary ihany koa ireo any an-tanindrazana noho izao fahatratrarana ny taona vaovao 2020 izao.

Maro tokoa hono ny hazo fa ny fary no mamy indrindra, ary maro ny androm-pifaiana fa miavaka hatrany ny fifampiarahabana nahatrratra ny taona vaovao. Iombonantsika Malagasy tokoa ny finoana ilay Nahary (Mpahary antsika olombelona sy ny zava-boary rehetra). Koa noho izany dia enga anie IZY hanome antsika hery sy tanjaka ary fahasalamana mandritry ny taona, ahazoantsika tsirairay manao ny asa, ny fianarana ary indrindra fa ireo adidy maro sahanintsika eo amin’n fiaraha-monina.

Ny ekipa GasyEgypta

 

Présentation de vœux pour la nouvelle année 2020

A l’occasion de la nouvelle année, c’est dans l’immense joie que nous souhaitons à tous les Malagasy résidents en Egypte une très bonne et heureuse année 2020. Nous sommes aussi ravis de pouvoir souhaiter à tous nos proches, familles et amis à Madagascar tous nos meilleurs vœux pour cette nouvelle année. Que cette année soit pour chacun de nous une année prospère et de réussite.

De la part de toute l’équipe GasyEgypte

Raha hizara hevitra

commentaire

Related posts

Leave a Comment