Filazana / Communiqué

FILAZANA

Ny fikambanan’ny Mpianatra Malagasy eto Egypta sy ny tranokalam-pifandraisana @Gasyegypte dia tsy manao hetsika ahazoana tombony manokana na hitadiavam-bola. Hatreto dia tsy afaka manohana hetsika ihany koa izahay indrindra eo amin’ny lafiny ara-bola, na any Madagasikara, na eto Egypta, n’aiza n’aiza.

Noho izany, ireo fangatahana rehetra voarainay mahakasika ny fangatahana vola amin’ny endriny rehetra dia tsy afaka ny hamaly izany izahay. Tsy manaparitaka lahatsoratra hitadiavam-bola ihany koa izahay.

Tsara ny manamarika fa ity tranokalam-pifandraisana ity no nosokafana dia ny mba ahafantaran’ny olona misimisy kokoa ny mahakasika an’I Egypta sy ireo Malagasy monina aty. Tsy mbola misy rahateo koa moa ny masoivohon’ny Repoblikan’I Madagasikara aty an-toerana ka noheverina hanampy amin’ny hanokafana izany ny fisian’ny tranokalam-pifandraisana.

Misaotra Tompoko,

COMMUNIQUÉ

Nous tenons à vous informer que notre site @Gqsyegypte ainsi que l’association des étudiants Malagasy en Egypte est une association à but non lucratif. A cet effet, nous ne pouvons pas non plus devenir un sponsor de tout projet soit en Egypte, à Madagascar ou ailleurs ni des voyages organisés en Egypte. 

Nous ne serons pas en mesure de traiter toute forme de demande de dons, collecte de fond ou principalement un soutien financier. Nous ne publierons pas non plus des publicités ou un avis au public à ce sujet sur notre site officiel.

Noter que nous voulons créer un réseau associatif à travers des échanges d’informations utiles pour votre séjour en Egypte ainsi que la visibilité de la diaspora Malagasy en Egypte. D’autant plus, il n’existe aucun représentant de la République de Madagascar en Egypte d’où la première raison de la création de ce site web.

On vous remercie pour votre compréhension.

Raha hizara hevitra

commentaire

Related posts

Leave a Comment