Tanteraka soamantsara ny fitsangatsanganana niarahana nataon’ny FMME

Ny Fikambanan’ny Mpianatra Malagasy eto Egypte dia nikarakara fitsangatsanganana niarahana tamin’ny Malagasy izay monina eto Egypte, ka tany Ismaila no nanaovana izany nandritra ny roa andro.

Isaorana an’Andriamanitra fa tanteraka soamantsara io fitsangatsanganana io, ary tena nilamina sy nanala sasatra tokoa amin’izao vanim-potoana sarotra izao, ka nahafinaritra tokoa. 🙏❤

Mbola misaotra ho an’ireo olona nanampy iany koa nahafahana nanantontosa iny fotoana mamy iny👏👏👏.

Mankasitraka ho antsika ihany koa tonga niara-nifaly tany

Raha hizara hevitra

commentaire

Related posts

Leave a Comment