Nisaotra ny Diaspora Malagasy eto Egypta ny Police Nationale Malagasy

Naneho teny fisaorana ho an'ny Diaspora Malagasy eto Egypta ny Police Nationale Malagasy. Raha tsiahivina moa dia noho ny crise sy ny olana maro samihafa naterakiny ny Covid-19 dia tsy afa-nody an-tanindrazana ireo vahiny ireo fa tsy dia maintsy nijanona teto Egypta niandry vahaolana. Tsy niraviravy tanana anefa ny diaspora Malagasy eto Egypte fa dia nanampy sy niara-niasa tamin'izy ireo nandritran'izay fotoana izay, ka mandra-pahafahan'izy ireo nody soa aman-tsara tany antanindrazana. Ny Malagasy eto Egypte dia mankasitraka tokoa ny Police Nationale Malagasy amin'izao taratasim-pisaorana izao. Tsy inona akory ny vitanay,…

voir plus

En Chine, un vaccin anti-Covid 19 autorisé pour l’armée

Le 25 juin dernier, un vaccin a été autorisé en Chine mais exclusivement au sein de l’armée. Pour le moment, aucun élément n’a filtré sur une possible disponibilité pour le grand public. C’est une grande première. Ce lundi 29 juin, l’utilisation d’un vaccin en Chine contre la Covid-19 a été annoncée par un laboratoire pharmaceutique. Un dispositif élaboré par la compagnie CanSino et un institut de recherche de l’Académie des sciences militaires. Comme le rapporte Reuters, les essais cliniques ont prouvé que ce vaccin était totalement inoffensif et efficace. L’autorisation a été donnée pour une année à…

voir plus

L’Egypte a redémarré les vols internationaux et rouvert les principales attractions touristiques

LE CAIRE (Reuters) – L'Egypte a redémarré les vols internationaux et rouvert les principales attractions touristiques, notamment les grandes pyramides de Gizeh, mercredi, après plus de trois mois de fermeture en raison de la pandémie de coronavirus. Le pays a fermé ses aéroports à des vols internationaux réguliers et fermé des sites historiques célèbres à la mi-mars alors que le gouvernement cherchait à freiner la propagation du virus. Cela a entraîné une quasi-interruption de l'industrie touristique, qui, selon le gouvernement, représente 5% de la production économique, mais qui pourrait représenter…

voir plus

Teny Filamatra / Devise nationale / Target

Ireo teny filamatra teo amin’ny tantaram-pirenena nandritr’ireo Repoblika nifandimby « Ny teny filamatra ho an’ny firenena iray dia tari-dàlana, ireo hevitra fonosin’io teny filamatra io no entina manantanteraka ny andraikitra sahanin’ny mpitondra ary ihany koa entina mametraka lamina eo anivon’ny fiaraha-monina. » Ireto manaraka ireto no teny filamatra hatramin’izay nisisan’ny Repoblikan’I Madagasikara nandritra izay enim-polo taona (60 taona) nahazoan’I Madagasikara ny fahaleovan-tena: Fahafahana – Tanindrazana – Fandrosoana : Mbola azo lazaina fa hevitra avy amin’ny frantsay ity teny filamatra voalohany ity ary indrindra moa ny mpitondra tamin’izany fotoana Philibert TSIRANANA dia…

voir plus

Ilay faribolana ahafantarana ny Repoblikan’i Madagasikara / Tombokasem-panjakana

« Anisan’ireo zava-dehibe ary tena nanamarika ny tantaran’ny firenena Malagasy ny marika manokana hamantarana ny Repoblikan’I Madagasikara. Inona no tena hevitra fonosiny ary inona tokoa no antony nisafidianana azy? » Na dia tamin’ny vanim-potoana faha-mpanjaka aza dia efa nisy marika amantarana ny fanjakana tsirairay nisy nanerana ny nosy izay matetika mifandray tanteraka amin’ilay toetry ny mpanjaka, ny vohitra misy azy, ny foko ao aminy, sns… (ohatra: ny fanjakana Merina sy Andrianampoinimerina). Nohon’ny nahazo fahaleovan-tena anefa i Madagasikara dia nazava avy hatrany fa mitambatra ho fanjakana tokana ka izany indrindra no tena tsy…

voir plus

L’emblème de Madagascar / The emblem of Madagascar

« Chaque pays se différencie d’un autre, l’emblème est un des symboles qui représente la particularité d’un pays ou précisément son identité. On vous explique ce que représente l’emblème de la république de Madagascar. » L’emblème de Madagascar date depuis l’indépendance voire même avant. Même plusieurs royaumes à Madagascar ont déjà eu leurs emblèmes comme symbole du royaume, du roi ou voire même de l’ethnie. Mais commençons à partir de l’emblème de la première république jusqu’à nos jours: Il faut souligner que ceci est une chronologie uniquement des emblèmes du pays:…

voir plus

Filazana / Communiqué

FILAZANA Ny fikambanan’ny Mpianatra Malagasy eto Egypta sy ny tranokalam-pifandraisana @Gasyegypte dia tsy manao hetsika ahazoana tombony manokana na hitadiavam-bola. Hatreto dia tsy afaka manohana hetsika ihany koa izahay indrindra eo amin’ny lafiny ara-bola, na any Madagasikara, na eto Egypta, n’aiza n’aiza. Noho izany, ireo fangatahana rehetra voarainay mahakasika ny fangatahana vola amin’ny endriny rehetra dia tsy afaka ny hamaly izany izahay. Tsy manaparitaka lahatsoratra hitadiavam-bola ihany koa izahay. Tsara ny manamarika fa ity tranokalam-pifandraisana ity no nosokafana dia ny mba ahafantaran’ny olona misimisy kokoa ny mahakasika an’I Egypta sy…

voir plus

Reprise du trafic aérien en Égypte dès le premier Juillet

Reprise du trafic aérien en Égypte dès le premier Juillet : Les avions Egyptiens assureront uniquement la désert des destinations des pays ayant déjà procédé à l'ouverture de leur frontières aériennes…. Le ministre de l'aviation civile: Les aéroports Egyptiens disposent de la totalité des dernières innovations en matière d'équipement afin d'assurer la sécurité des passagers . —————————– "La totalité des aéroports égyptiens disposent des dernières innovations en matière d'équipement capables d'assurer la sécurité des passagers" a déclaré le pilote de formation et ministre de l'aviation civile Muhamed Mannâr  "Des détecteurs…

voir plus

Sainam-pirenena Malagasy / Le drapeau de Madagascar

Fantaro ny antsika, ny lokon’ny fanevam-pirenena « Tena nianarana tany an-dakilasy tokoa ny hevitr’ireo lokon’ny sainam-pirenentsika Malagasy kanefa efa maro ireo nanadino izany. Fampatsiahivana fotsiny ihany no entina isarihana ny saintsika tsirairay fa manan-danja lehibe ho any tanindrazantsika sy isika olom-pirenena ny hevitra fonosiny sainam-pirenena. » Telo (3) no loko ny sainam-pirenena Malagasy:  Fotsy: Mazava avy hatrany ny hevin'ny loko fotsy fa fahadiovana. Tsy dia tena ara-bakiteny loatra anefa fa ny tena hevitra fonosiny dia ny fahadiovam-po sy fanahy. Toetra arak’izany no tena hevitr’ity loko ity, toe-po sy toe-panahy izay azo lazaina…

voir plus

Le dilemme des Malagasy à l’étranger : rapatriement ou dé-confinement sur place

«Le monde entier mène une lutte contre le coronavirus et surtout l’expansion de cette crise COVID. La diaspora Malagasy à travers le monde n’est pas non plus épargnée et fait face actuellement au dilemme : opter pour un rapatriement ou un dé-confinement sur place. Que faire ? » Depuis l’expansion de l’ampleur de cette crise sanitaire qui a débuté en Chine et devenue mondiale, nous avons été tous témoins d’un monde en pause sans plus aucunes échanges ni circulation comme nous avons l’habitude de voir dans la progression de notre ère dans la…

voir plus