Livre d`or
Mametraha hafatra milaza hoe nandalo teto ianao. Ny fahitanao ny tranonkala ankapobeny, ny hevitra soa mety hozaraina sy ny hitanao mety ho hatsaraina sy ny sisa…Misaotra anao mitsidika ! 😉
7 entries.
Salama daholo. Namolavola ahy ara-panahy, ara-socialy, ara-pahalalana ny fandalovako nandritry ny 5 taona tany Egypta. Mirakitra ho tantara nanamarika ny fahatanorako. Mazotoa sy mahereza ry zandry rehetra manohy na vao manomboka ny fianarana any, aza adino fa tsy maintsy tratrarina ny tanjona.
Nampianatra ahy zavatra maro ny tanànan'I Egypta, tena mirakitra ho tantara tsy hay adinoana eo amin'ny fiainako ny nivahinianako tany... 🙂
Mafinaritra b ny fandraisanareo gasy anay tamin'izay tany Egypte. Misaotra betsaka d mirary soa bdb.
Eto Égypte efa roa volana Zay. Mbola tsy nihaona aminareo mihitsy...mbola misy 3 volana ijanonana eto ka mba omeo pro e. Mankasitraka
manao formation eto izahay 2 lahy momba ny "technique de culture du riz en afrique" mbola misy 3 mois fa efa nahavita 2 mois izahay zay. mankasitraka @ fandraisana e. mirary soa
misaotra anareo e
Salama daholo oh, Za ihany ty kaaa