LIVRE D`OR

Mametraha hafatra milaza hoe nandalo teto ianao.  Ny fahitanao ny tranonkala ankapobeny, ny hevitra soa mety hozaraina sy ny hitanao mety ho hatsaraina sy ny sisa…Misaotra anao mitsidika ! 😉

Mametraha marika ny fandalovanao teto

 
 
 
 
 
 
Fields marked with * are required.
Your E-mail address won't be published.
For security reasons we save the IP address 18.207.134.98.
It's possible that your entry will only be visible in the guestbook after we reviewed it.
We reserve the right to edit, delete, or not publish entries.
6 entries.
Mihaja Rasoanaivo Mihaja Rasoanaivo from Antananarivo wrote on October 19, 2018 at 10:25 am:
Nampianatra ahy zavatra maro ny tanànan'I Egypta, tena mirakitra ho tantara tsy hay adinoana eo amin'ny fiainako ny nivahinianako tany... 🙂
Lalaina Lalaina from Antananarivo wrote on December 19, 2017 at 11:31 am:
Mafinaritra b ny fandraisanareo gasy anay tamin'izay tany Egypte. Misaotra betsaka d mirary soa bdb.
Rija Rabarijaona Rija Rabarijaona from Cairo wrote on June 22, 2017 at 5:50 pm:
Eto Égypte efa roa volana Zay. Mbola tsy nihaona aminareo mihitsy...mbola misy 3 volana ijanonana eto ka mba omeo pro e. Mankasitraka
mamiagri mamiagri from el giza amarante pyramids hotel wrote on June 22, 2017 at 5:30 pm:
manao formation eto izahay 2 lahy momba ny "technique de culture du riz en afrique" mbola misy 3 mois fa efa nahavita 2 mois izahay zay. mankasitraka @ fandraisana e. mirary soa
Gael Gael from Cairo wrote on April 14, 2016 at 11:42 pm:
misaotra anareo e
Erick Edward Dokalahy Erick Edward Dokalahy wrote on April 9, 2016 at 4:41 pm:
Salama daholo oh, Za ihany ty kaaa